Articles

Affichage des articles du juillet, 2024
Kolontsaina Fonds AléVini Nifarana ny 16 jona 2024 ny tetik'asa "Fonds AléVini" andiany voalohany iarahana amin'ny "Commission de l'Océan Indien". Mpanakanto sy mpisehatra eo anivon'ny kolontsaina miisa 30 eo avy amin'ny ranomasimbe indiana no nisitraka izany.
03 Jolay 2024 Andro iraisam-pirenena ho an'ny finamanana amin'ny alalan'ny fifandraisan-davitra, na koa elanelana.Mety ho elanelan-tany na toerana. Tsaroana etoana ireo namana nisaraka noho ny antony samihafa. Nizara ny lalana. - " Tsara ny roa noho ny iray, raha lavo misy mpanarina." "L'amitié ne concerne pas celui que vous connaissez le plus longtemps.Il s'agit de connaître qui est venu et n'a jamais quitté ton côté." Proverbs 22,2."Rich and poor have this in common: The Lord is the Maker of them all." .. Donas Hanitriniony RALAY