Articles

Chaîne jeunesse

TiVi 5 monde rejoint les bouquets Canal + dans l'océan Indien. Canal 98, pour les enfants de quatre à treize ans, il inclut une programmation ludo-éducative: dessins animés, films, séries, émissions. La présentation de cette chaîne a eu lieu à l'Institut français de Madagascar Analakely le 7 avril 2026. Donas Hanitriniony R.
03 aprily 2026 Boky Fampandrosoana "Lalan'i Madagasikara" Nampahafantarina tamin'ny fomba ofisialy tao amin'ny tranom-bokim-pirenena Anosy ny boky "lalan'i Madagasikara" andiany faharoa nosoratan'i Rija Rakotozanakajy sy Feno Rakotozanakajy ny 03 aprily 2026.Tamin'ny volana desambra 2025 no nivoaka ny boky andiany voalohany ary kendrena alohan'ny fetim-pirenena ny andiany fahatelo. Hahitana paik'ady, fampianarana, zavatra hita fa nahomby ary nampiharina ny boky.Fikarohana lalina no natao. 3 M mandanjalanja, mifehy, mahitsy no teny filamatra. Donas Hanitriniony RALAY
Fankalazana ny fahazato taonan`ny profesora RAJAONA Siméon Régis. Fikaonan-Doha iraisam-pirenena:"ny teny sy ny haisoratra malagasy ary ny Fikarohana ara-tsiansa" 26 sy 27 martsa 2026 Oniversiten`Antananarivo Ankatso Santionany amin`ny tolo-kevitra: _ fampiasana ny teny malagasy amin`ny Fikarohana _ fitrandrahana ny maha-malagasy: teny - fiaraha-miasa amin`ny sehatra samihafa _ fifanaraha_mpiaraha_miasa _ fampitomboana ventim_pampianarana ... Donas Hanitriniony R
Magazine La présentation du magazine trimestriel numéro 12 de karné mag et kôra mag s`est tenue à la Bibliothèque nationale Anosy le 25 mars 2026. Interatifs, ludiques, éducatifs,...Tels sont les mots pouvant qualifier ces magazines. Bilingue (malagasy-fançais/malagasy-anglais), ces livres aident les enfants et les jeunes à être créatifs, curieux, mieux éduqués. Donas Hanitriniony R.
Théâtre Le mois de mars est celui du théâtre. A l'affiche à l'Institut français de Madagascar Analakely ce 14 mars 2026: "bouches cousues"- Théâtre Bazar. La compagnie Théâtre Bazar est fondépar le créateur franco-malgache Filip Auchère, figure reconnue du théâtre et des arts de la marionnette en France. Bouche cousue s'impose comme une proposition théâtrale. Donas Hanitriniony R
Fankalazana ny 08 martsa 2026 Notontosaina teny amin'ny grand amphi E.G.S (Économie, Gestion, Sociologie) Ankatso ny tantara an-dapihazo mitondra ny lohateny hoe: "#Zakoa" izay niarahana tamin'ny Compagnie théâtrale Miangaly ny 04 martsa 2026. "Vehivavy malagasy hery ho an'ny fanavaozam-pirenena". Mpiara-miombon'antoka: Ministeran'ny mponina, Vondrona europeana, oniversiten'Antananarivo. Donas Hanitriniony
Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly Mankalaza ny faha-55 taonany Manamarika ny faha-55 taonan'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly ny fanabeazana sy ny fananganana olona, fikambanana,...Iraka ny hamporisika ny olona hamaky, handinika, hiaina ny tenin'Andriamanitra isan'andro, ny fanorenana olona sy firenena. - Hatsangana ny "complexe sportif" na toeram-pilalaovana foot, piscine, basketball, pétanque, beach-volley. Fandaharam-potoana samihafa: fampiofanana, famelabelaran-kevitra, fampirantiana,... 18/07/26: fankasitrahana ireo mpamaky lay, mpiasa an-tsitrapo, sakafo Donas Hanitriniony R.