03 aprily 2026 Boky Fampandrosoana "Lalan'i Madagasikara" Nampahafantarina tamin'ny fomba ofisialy tao amin'ny tranom-bokim-pirenena Anosy ny boky "lalan'i Madagasikara" andiany faharoa nosoratan'i Rija Rakotozanakajy sy Feno Rakotozanakajy ny 03 aprily 2026.Tamin'ny volana desambra 2025 no nivoaka ny boky andiany voalohany ary kendrena alohan'ny fetim-pirenena ny andiany fahatelo. Hahitana paik'ady, fampianarana, zavatra hita fa nahomby ary nampiharina ny boky.Fikarohana lalina no natao. 3 M mandanjalanja, mifehy, mahitsy no teny filamatra. Donas Hanitriniony RALAY

Commentaires

Posts les plus consultés de ce blog