Asa tanana crochet
"Mila tiana aloha ny zavatra atao"
"Voalohany indrindra dia tiana ny asa tanana" hoy Manitsahala R.,mpanorina ny Chic crochet by Kanto. " Manaraka izany dia mba te hahaleo tena ary te-hizara amin'ny rehetra ny vokatra vita avy amin'ny crochet sy afaka atao amin'ny crochet aho" hoy izy. Ho an'ireo izay te-handraharaha, "voalohany indrindra mila tiana ny zavatra atao; mila manana fahasahiana sy faharetana;ary miezaka manatsara hatrany ny kalitao ny vokatra." Chic Crochet by Kanto dia mpanao asa tanana rehetra momba ny crochet. Nitsangana tamin'ny volana febroary 2020 ity orinasa ity. Mamokatra haingo isan-karazany, kilalao, akanjo,...izy.
Miezaka hatrany hamaly ny filan'ny mpanjifa ny orinasa. Misy fotoanany mampandeha ny asa sy tsy mampandeha azy. Misy ihany koa ireo olonba tsy mahalala ny lanjany. Mandefa entana any amin'ny faritra ihany koa ny orinasa.
Any ivelany, fialamboly sady talenta ho an-dry zareo japoney ny fanaovana crochet. Anisany mampiavaka azy ireo ny fananana karazana points maromaro. Ao ihany koa ireo efa mahay manao crochet amin'ny tanana, tsy mila fitaovana hafa.
D.H.R
20 mai journée mondiale des abeilles Madagascar célèbre aussi depuis quelques années la journée mondiale des abeilles.La maison de l`apiculture Malagasy, créée en 2022, a pour crédo: "Harena sy namana ny tantely". La concertation Nationale permet d`élaborer un plan national pour la protection des abeilles et des pollinisateurs. Les abeilles sont des piliers de la biodiversité et de la sécurité alimentaire. Depuis 2023, la Maison de l`apiculture Malagasy co-organise les évènements nationaux de la journée Mondiale des abeilles. Cette Année, un atelier sur le thème: "l`abeille face aux défis climatiques et aux enjeux de la transformation agricole" a lieu à l`hôtel Carlton Anosy. Différentes entités comme l`Ecole supérieure de Sciences Agronomiques, Malagasy Youth Biodiversity Network, Alliance Voahary Gasy, Alliance Aika, le ministère de l`agriculture et de l`élevage, le ministère de l`environnement et du développement durable ont participé à l`évènement. Donas Hanit...
Commentaires
Enregistrer un commentaire