>Ho anao
Vokatra
"Koba Faravohitra"
Efa ho efapolo taona no nisay ny "koba faravohitra". Hoy Raymond Rakotoarisoa izay manara-maso ny kalitaon'ny vokatra:"tsy tonga dia nety aloha tamin'ny voalohany. Nisy fikarohana natao mba hahalalana ny filan'ny olona. Tena nandeha tsikelikely." Ny koba dia vokatry ny fampifangaroana ny taharo samihafa ka anisan'izany ny ny siramamy, ny kobam-bary, ny voanjo, ny coco,...Mety haharitra roa andro sy roa alina ny fandrahoana ny koba. Ireo fiangonana mpanao voka-dehibe, ireo mpanao karazana "opérations" sy tapakila isan-karazany, ireo mpanao lanonana toy ny mariazy no tena manjifa ny koba. Amin'ny ririnina izy no tena mandeha. Alefa roa andro mialoha ny kaomandy.
<b>Vokatra ho an'ny any ivelany? Kabôs chocolat
>Te-hitsidika tranomboky? tranomboky iombonana Siméon Rajaona Régis, Antsahabe, eo akaiky ny kolejy La Clairefontaine. Misy boky maro isan-karazany.
Tahala koreana eny amin'ny tranombokin'ny Oniversiten'Antananarivo
Mpanao firavaka tena miavaka? Point virgule bijoux Uniques
>Orinasa mpamokatra eto an-toerana sady manaja ny tontolo iainana? Voro-damba by vahany Madagascar
>Mpisehatra eo amin'ny fiarovana ny tontolo iainana indrindra ireo faritra arovana? Fondation pour les aires protégées et la biodiversité de Madagascar
Te-hanandrana sakafo koreana? Korean Food Ankazomanga, Kims Korea Restaurant Ivandry, Bonjung & Lunchbox café Ambohipo...
>Te-hahazo fahalalana? tsidiho ny pejy facebook Hybricon Mada,...
Resaka kolontsaina? pejy facebook win, Out,...
Hanara-baovao? L'info,...
>Mitady fikambanana tanora afaka hiaraha-miasa? Ymca Madagascar Young men's christian association,...
D.H.R
20 mai journée mondiale des abeilles Madagascar célèbre aussi depuis quelques années la journée mondiale des abeilles.La maison de l`apiculture Malagasy, créée en 2022, a pour crédo: "Harena sy namana ny tantely". La concertation Nationale permet d`élaborer un plan national pour la protection des abeilles et des pollinisateurs. Les abeilles sont des piliers de la biodiversité et de la sécurité alimentaire. Depuis 2023, la Maison de l`apiculture Malagasy co-organise les évènements nationaux de la journée Mondiale des abeilles. Cette Année, un atelier sur le thème: "l`abeille face aux défis climatiques et aux enjeux de la transformation agricole" a lieu à l`hôtel Carlton Anosy. Différentes entités comme l`Ecole supérieure de Sciences Agronomiques, Malagasy Youth Biodiversity Network, Alliance Voahary Gasy, Alliance Aika, le ministère de l`agriculture et de l`élevage, le ministère de l`environnement et du développement durable ont participé à l`évènement. Donas Hanit...
Commentaires
Enregistrer un commentaire