Ananambo ou Moringa
- afaka hanadiovana rano
- hitsaboana diabeta, tosi-drà, aretin-koditra,..
- hatao sakafom-biby
- ny voany dia azo hanamboarana solika
- hatao laoka, saosy, fangaron-daoka, ro matsatso,...
- ny menaka avy amin'ny voany dia fanamboarana ireo vokatra fanatsarana endrika sy vatana
Any amin'ny faritra atsinanana no tena misy azy
Ayuverda day 2025 célébration le 23 septembre 2025 à l'ambassade de l'Inde Tsaralàlana.La santé et le bien-être préoccupent.Prendre soin de soi est important. Ayuverda fait partie du patrimoine culturel de l'Inde. La santé et l'alimentation saine favorisent le développement d'une nation forte. Donas Hanitriniony R.

Commentaires
Enregistrer un commentaire