Mangarahara
- Lesoka : ny tsy fanapaha-kevitra hanaovana ho laharam-pahamehana ny ady amin’ny kolikoly, ny tsy fizarana ny vaovao, ny tsy fangaraharahana, ny fitarazoana amin’ny fametrahana ireo rafi-panjakana miady amin’ny kolikoly.
- Ny tokony hatao : omena tetibola, apetraka ny rafitra, atao izay hampandeha azy, tsy tokony hiandry sazy
- Andrasana : atao laharam-pahamehana ny ady amin’ny kolikoly, fizarana ny vaovao sy ny mangarahara, atao fahazarana ny mangarahara, fanazavana momba ny fampiasam-bola
Sary : Ketakandriana Rafitoson, directrice exécutive de Transparency international Madagascar (centre social Arrupe Faravohitra)
Ayuverda day 2025 célébration le 23 septembre 2025 à l'ambassade de l'Inde Tsaralàlana.La santé et le bien-être préoccupent.Prendre soin de soi est important. Ayuverda fait partie du patrimoine culturel de l'Inde. La santé et l'alimentation saine favorisent le développement d'une nation forte. Donas Hanitriniony R.

Commentaires
Enregistrer un commentaire