Tranomboky iombonana Siméon Rajaona Régis
Filamatra: "Ampitao ny fahalalana"
Akaiky ny Clairefontaine Antsahabe
Nisokatra tamin'ny faran'ny raona 2019.
Boky siatifika, teknika,...
Toerana fifaneraserana, mikarakara hetsika fampianarana miteny frantsay sy anglisy, club d'échec,...
Mihoatra ny iray alina ny boky ao.
Efa nisy ny fananganana ny fikambanan'ny olona tia ny "Tranomboky iombonana Rajaona Siméon Régis".
Ny fototra voalohany dia ahazoan'izy ireo olona tia boky handray anjara eo amin'ny tontolo iainan'ny tranomboky.
- hampivoatra ny fiandraiketan-draharaha sy ny fanentanana ny Tranomboky,
- hampahalala ny tranomboky an'ny daholobe,
- hitondra ny fandaharana ara-kolontsaina, hanara-maso ny hetsika sy fisehoana atao eo anivon'ny Tranomboky,
- hizaka ny fifaneraserana amin'ny andrimpanjakana malagasy na vahiny, sy ny orinasa tsy miankina.
Ny Fikambanana TranoBe Malagasy no nipoiran'ny tranomboky.
Toerana mampihavana ny Tranomboky, ahazoan'ny malagasy mihaona, miasa ho an'ny fiaraha-monina, hianatra ary hisokatra amin'izao tontolo izao.
Araka ny isan'ny mpikambana no hahafahana manatanteraka asa, mampiray sy mahataka-dafitra, ary indrindra mampizara sy mitondra ny nofy ...
D.H.R
Sary: fampahafantarana ny tranomboky Amphi B Degs Université d'Antananarivo
20 mai journée mondiale des abeilles Madagascar célèbre aussi depuis quelques années la journée mondiale des abeilles.La maison de l`apiculture Malagasy, créée en 2022, a pour crédo: "Harena sy namana ny tantely". La concertation Nationale permet d`élaborer un plan national pour la protection des abeilles et des pollinisateurs. Les abeilles sont des piliers de la biodiversité et de la sécurité alimentaire. Depuis 2023, la Maison de l`apiculture Malagasy co-organise les évènements nationaux de la journée Mondiale des abeilles. Cette Année, un atelier sur le thème: "l`abeille face aux défis climatiques et aux enjeux de la transformation agricole" a lieu à l`hôtel Carlton Anosy. Différentes entités comme l`Ecole supérieure de Sciences Agronomiques, Malagasy Youth Biodiversity Network, Alliance Voahary Gasy, Alliance Aika, le ministère de l`agriculture et de l`élevage, le ministère de l`environnement et du développement durable ont participé à l`évènement. Donas Hanit...


Commentaires
Enregistrer un commentaire