Articles

Affichage des articles du juin, 2022
Conférence-métier Domoina Ratsara, journaliste culturelle et critique de film-association des critiques cinématographiques de Madagascar est intervenue ce jour à Ankadifotsy pour parler de son métier. Comment transformer les fautes de mieux en opportunité? Les échanges avec les étudiants étaient enrichissantes et sympathiques.Domoina Ratsara a souligné qu'il faut valoriser les compétences acquises, saisir les opportunités et se les créer quand il le fait. Il faut faire preuve de créativité et d'agilité. Il faut savoir écouter. Jusqu'où pouvons-nous aller et quelles sont nos limites? Que voulons-nous? D.H.R
Fampirantiana momba ny fiandohan'ny malagasy ny 14 jona 2022-14 jolay 2022 ao amin'ny trano sary Ambohidahy.Tanjona ny fanapariahana ny angom-pikarohana momba ny fiandohan'ny malagasy.Tsy austroneziana ihany ny malagasy fa vokatry ny fifangaroana. Maro ireo olona nahita ity nosy ity.Fanehoana fitiavan-tanindrazana ity fampirantiana ity, fijoroana amin'ny maha-malagasy araka ny fanambaran'ny Dr Tsiky Rakotomavo, talen'ny maha-izy ara-kolontsaina. Ahitana resaka momba ireo fiandohan'ny malagasy, haitantara, olona, fiteny,..ity fampirantiana ity. D.H.R