Fampirantiana momba ny fiandohan'ny malagasy ny 14 jona 2022-14 jolay 2022 ao amin'ny trano sary Ambohidahy.Tanjona ny fanapariahana ny angom-pikarohana momba ny fiandohan'ny malagasy.Tsy austroneziana ihany ny malagasy fa vokatry ny fifangaroana. Maro ireo olona nahita ity nosy ity.Fanehoana fitiavan-tanindrazana ity fampirantiana ity, fijoroana amin'ny maha-malagasy araka ny fanambaran'ny Dr Tsiky Rakotomavo, talen'ny maha-izy ara-kolontsaina.
Ahitana resaka momba ireo fiandohan'ny malagasy, haitantara, olona, fiteny,..ity fampirantiana ity.
D.H.R
Ayuverda day 2025 célébration le 23 septembre 2025 à l'ambassade de l'Inde Tsaralàlana.La santé et le bien-être préoccupent.Prendre soin de soi est important. Ayuverda fait partie du patrimoine culturel de l'Inde. La santé et l'alimentation saine favorisent le développement d'une nation forte. Donas Hanitriniony R.
Commentaires
Enregistrer un commentaire