Fantatrao ve?
Tsifa Rakoto dia mankafy ny resaka "aquascaping", "bassins d'ornement", "espaces Zen", kokedamas na ilay teknika fambolena voninkazo japoney tsy mampiasa "pot". Ny "aquascaping"dia ilay fahaizana manamboatra "paysage" ao anaty aquarium. Fialamboly, fitiavana zava-boahary anaty rano no nanosika azy tany am-boalohany.
Fampirantiana ireo karazana "aquarium" sy fitaovana ilaina amin'ny fiompiana trondro anaty "aquarium" no natao tao amin'ny Hôtel Le Louvre Antaninarenina ny faha-20 sy faha-21 aogositra 2022. Fampahafantarana ihany koa ity hetsika ity hoe misy manao ary tsy mitsanga-menatra isika eto Madagasikara
Ayuverda day 2025 célébration le 23 septembre 2025 à l'ambassade de l'Inde Tsaralàlana.La santé et le bien-être préoccupent.Prendre soin de soi est important. Ayuverda fait partie du patrimoine culturel de l'Inde. La santé et l'alimentation saine favorisent le développement d'une nation forte. Donas Hanitriniony R.
Commentaires
Enregistrer un commentaire