Choix des semences
Gage de la production
Andri-ko à Antsahatanteraka Ambatondrazaka produit et vend différentes variétés de semences améliorées de riz, de pistaches, de maïs, d'haricots,....depuis 2000. Face au changement climatique, il importe d'adapter les produits agricoles, de bien choisir les semences, d'augmenter les engrais, de créer des barrages,...
D.H.R
Biogaz Miaro ny tontolo iainana Ny " biogaz " dia entona azo avy amin’ny fifangaroana « gaz méthane » sy ny « dioxyde de carbone ». Azo avy amin’ny fanodinana ny fako mora levona na fako organika ao anaty « digesteur » ny biogaz. Ny entona azo dia afaka ampiasaina amin’ny fandrahoana na fanafanana sakafo na fanazavana ary azo avadika ho herinaratra. Ny « digesteur » dia fitaovana entina hanodinana ireo fako. Ny "Biogaz Angovo-Mada" no manao ny asa fanamboarana azy. Ny olona tena mety manjifa azy dia ny mpiompy sy ny mpamboly. Ny fako organika rehetra dia mety ampiasaina hamokarana biogaz avokoa fa ny tena mamokatra dia ny taimbiby » " Biogaz Angovo Mada-Combustible ", orinasa tsy miankina amin’ny fanjakana, naorin’i Vahatriniaina Rizah Randriamihaja ny faha-28 aprily 2020. Ao Analamahitsy no misy azy. Mamokatra sy Manangana ny angovo azo havaozina (Biogaz) sy miaro ny tontolo iainana amin’ny alalan’ny fanodinana ny fako (recyclage des déchets) no ant
Commentaires
Enregistrer un commentaire