Ny festival Kolontsaina Maroloko andiany faharoa dia notontosaina teny amin'ny Oniversiten'Antananarivo ny faha-15 sy ny faha-16 desambra 2022. Nandray anjara tamin'ny famelabelaran-kevitra momba ny tantaran'ny teny malagasy ny mpahay tantara sady mpikambana ao amin'ny akademia malagasy, Herilala Ranjatohery.
Voalazany tamin'izany fa mivoatra ny teny, miantoka ny firaisam-pirenena, mampahomby ny fifandraisana ho amin'ny fifampandrosoana.Haren-tsaina tsy misahala ihany koa ny teny malagasy, sora-damba mampiavaka ny firenena.
Ny politikan'ny teny dia endriky ny fiandrianam-pirenena sy mamaritra ny fampiasana ny teny malagasy.Tsangambaton'ny teny malagasy ny baiboly, ny fihirana, ireo boky aman-gazety.Ny satan'ny teny dia ny toerana omena azy eto amin'ny tany sy ny fanjakana. Manana ny lanjany ny teny malagasy na any Afrika atsinanana sy ny ranomasimbe indiana na any amin'ny firenena hafa.
Donas Hanitriniony Ralay
20 mai journée mondiale des abeilles Madagascar célèbre aussi depuis quelques années la journée mondiale des abeilles.La maison de l`apiculture Malagasy, créée en 2022, a pour crédo: "Harena sy namana ny tantely". La concertation Nationale permet d`élaborer un plan national pour la protection des abeilles et des pollinisateurs. Les abeilles sont des piliers de la biodiversité et de la sécurité alimentaire. Depuis 2023, la Maison de l`apiculture Malagasy co-organise les évènements nationaux de la journée Mondiale des abeilles. Cette Année, un atelier sur le thème: "l`abeille face aux défis climatiques et aux enjeux de la transformation agricole" a lieu à l`hôtel Carlton Anosy. Différentes entités comme l`Ecole supérieure de Sciences Agronomiques, Malagasy Youth Biodiversity Network, Alliance Voahary Gasy, Alliance Aika, le ministère de l`agriculture et de l`élevage, le ministère de l`environnement et du développement durable ont participé à l`évènement. Donas Hanit...
Commentaires
Enregistrer un commentaire