Articles

Affichage des articles du avril, 2022
Image
Tranomboky iombonana Siméon Rajaona Régis Filamatra: "Ampitao ny fahalalana" Akaiky ny Clairefontaine Antsahabe Nisokatra tamin'ny faran'ny raona 2019. Boky siatifika, teknika,... Toerana fifaneraserana, mikarakara hetsika fampianarana miteny frantsay sy anglisy, club d'échec,... Mihoatra ny iray alina ny boky ao. Efa nisy ny fananganana ny fikambanan'ny olona tia ny "Tranomboky iombonana Rajaona Siméon Régis". Ny fototra voalohany dia ahazoan'izy ireo olona tia boky handray anjara eo amin'ny tontolo iainan'ny tranomboky. - hampivoatra ny fiandraiketan-draharaha sy ny fanentanana ny Tranomboky, - hampahalala ny tranomboky an'ny daholobe, - hitondra ny fandaharana ara-kolontsaina, hanara-maso ny hetsika sy fisehoana atao eo anivon'ny Tranomboky, - hizaka ny fifaneraserana amin'ny andrimpanjakana malagasy na vahiny, sy ny orinasa tsy miankina. Ny Fikambanana TranoBe Malagasy no nipoiran'ny tranomboky. Toerana mampihavan
Image
Mangarahara - Lesoka : ny tsy fanapaha-kevitra hanaovana ho laharam-pahamehana ny ady amin’ny kolikoly, ny tsy fizarana ny vaovao, ny tsy fangaraharahana, ny fitarazoana amin’ny fametrahana ireo rafi-panjakana miady amin’ny kolikoly. - Ny tokony hatao : omena tetibola, apetraka ny rafitra, atao izay hampandeha azy, tsy tokony hiandry sazy - Andrasana : atao laharam-pahamehana ny ady amin’ny kolikoly, fizarana ny vaovao sy ny mangarahara, atao fahazarana ny mangarahara, fanazavana momba ny fampiasam-bola Sary : Ketakandriana Rafitoson, directrice exécutive de Transparency international Madagascar (centre social Arrupe Faravohitra)
Jeunesse Capital humain au service du développement L'Esum (Ecole supérieure de management) à Anatihazo Andavamamba a organisé vendredi dernier une conférence-débat sur "la jeunesse,capital humain au service du développement". Les investissements devraient être axés sur la santé, l'éducation, la formation pour améliorer la productivité, favoriser la création d'emploi,mieux s'organiser, analyser une situation, anticiper les actions. L'Etat joue un rôle de facilitateur.L'école est un filtre, repère social. L'aptitude, le talent aident un individu à être plus productif.Continuer de faire les recherches pour améliorer la qualité de travail. Dans le secteur de l'éducation par exemple, l'amélioration du capital humain passe par l'augmentation des dépenses annuelles par élèves, l'augmentation des investissements dans l'éducation,l'amélioration de la qualité de l'éducation. D.H.R
Image
Littérature jeunesse malagasy La médiathèque de l’Institut français de Madagascar veut favoriser le goût et la découverte du livre et de la lecture. Elle collabore avec une dizaine de maisons d’éditions malagasy. Le projet ressources éducatives, opérationnalisé par l’Institut français de Madagascar et a soutenu la publication de 11 nouveaux titres de littérature jeunesse édités en malagasy, en français ou en bilingue. À l’occasion de la journée mondiale des droits d’auteurs, l’Institut français de Madagascar organise une rencontre avec les éditeurs, suivie d’une dédicace / vente en faveur de la promotion des 11 ouvrages demain matin. Ce sera une occasion de rencontrer les auteurs et les illustrateurs des ouvrages.
Image
Kanto gasy Maherisoa Rakotomalala sy ny zava-kanto Maherisoa Rakotomalala, « plasticien », manao asa momba ny zava- kanto, Ny zava- kanto aminy dia endri-panehoana iray (endrika, bika, feo, sary soratra,mozika,…)avy amin’ ny aingam- panahy ka miteraka fihetsempo na fihetsehan-tsaina na fihetsem-panahy an’ ny olona tojo azy(mpijery, mpiaino ary mpamaky) Aminy manokana tsy afaka lazaina hoe : « kanto » daholo ny sangan'asa ataony fa ny mpijery azy ihany no mamaritra azy hoe : « kanto » sa tsia. Efa nilona ela tao amin’ny sehatry ny zava-kanto izy. Nanao fampirantiana maro teto madagasikara sy tany ivelany, raha tsy hilaza afa- tsy ny fandraisany anjara tamin’ny lalao « jeux de la francophonie 2017 » sy ny fampirantiana maro tao amin’ny Is'art galerie Ampasanimalo. Ny tetik'asa manaraka dia eo am-panomanana fampirantiana, hanatsara ny tanàna amin’ ny alalan’ ny kanto an-dalambe (streetart). Ny tanjona dia mba hipaka any amin’ny malagasy ny fitiavana ny kolontsaina s
Image
Ambatovy sy ny Conservation international Mitohy ny fiarovana ny alan'Ankerana Notanterahan’Ambatovy sy ny Conservation International ny faha-11 aprily 2022 tao Antananarivo ny fanaovan- tsonia ny fanavaozana ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny roa tonta mahakasika ny fiarovana ny alan’Ankerana. Mirakitra ny fomba fiaraha-miasa, ny fanohanana ary ny fifanakalozana eo amin'ny roa tonta eo amin'ny sehatry ny fiarovana sy ny fitantanana ara-drariny sy maharitra ny haren-javaboaary eo amin’ny manodidina sy ao amin'ny alan’Ankerana izay iray amin’ny toerana fanonerana ny zavamananaina (na Site Offset) ao Ambatovy izany fifanarahana izany izay navaozina ho an’ny dimy taona manaraka. Tanjona amin’izany fifanarahana izany ny fitandroana ny ambaindain’ny faritra mba hanonerana ireo mety ho fahasimbana eo amin’ny zavamananaina, sy ny vokatsoa avy amin’ny rohin-javaboaary vokatry ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany ao Ambatovy amin’ny alalan’ny fampiroboroboana ny tombo
Image
Omby, rite et nourriture L’université d’Antananarivo, l’institut de civilisation musée d’art et d’archéologie (Icmaa) ont organisé pour son vendredi de partage une conférence sur le zébu : rite et nourriture, présentée par Dr Bako Rasoarifetra, chercheure enseignante sur le patrimoine malgache au musée de l’Université Icmaa Isoraka. C’était une occasion de partager des points de vue historiques, ethnographiques, sociologiquse, archéologiques,…sur le zébu, les recettes à base de viande de zébu et son rôle dans la société malgache. L'Icmaa envisage de préparer périodiquement ce genre de partage en vue de préserver le patrimoine et faire connaitre des valeurs culturelles malgaches. L'archéologie aide à avoir un nouveau regard sur l'histoire. Quelques proverbes sur le zébus : - Aza manao lelan’omby sady hitsabaka ny am-bava no hitsabaka ny an’orona - Tolo-kena maty jiro ka vintana no andrasana - Tahaka ny tononkena ny fanambadiana ao ny sendra ny nofony ao ny sendra ny lohali
Cosmétiques et bien-être "Simple is enough" AïnaTiora de Madagascar est créateur de cosmétiques et de bien-être au naturel. Elle a pour slogan "simple is enough". Ellys Raza, fondatrice veut aller à l'essentiel en exploitant les produits naturels comme le "mandravasarotra", "masonjoany", beurre de cacao, "katrafay","famoty", "farehitra",huile de son de riz, gomme de xanthane,glycérine,actif cosmétique collagène...Elle pense que les produits de Madagascar à base de plante peuvent faire face à la concurrence sur le marché. Toutes les ressources nécessaires sont disponibles dans la Grande-Ile. Elle confie: "il faut juste faire simple et juste ce qu'on peut avoir, on fait avec ce qu'on a." La cosmétique ne concerne pas seulement le make-up, mais tout ce qui touche à la peau: le soin du visage, du corps,...Elle a partagé ses expériennces sur les solutions pour faire face aux tâches brunes sur le vis
Image
Sary sy hosodoko Tanora mana-talenta Hoentina amintsika androany ny mombamomba an'i Ny Antsa Raoël sy ny sary,ny hosodoko, ny fikambanana " Art-nomynous ". Randretsamanana Ny Antsa Raoël no anarany feno.Ny Antsa Raoël no hafantarana azy eo amin'ny sehatry ny zava-kanto. "Artiste peintre, aquarelliste", mpanakanto mpanao hosodoko izy. Varotra sy serasera, teny vahiny no nianarany. Ny fanaovana sary dia efa fitiavana sy talenta tao anatiny fony kely ary rehefa taty aoriana vao tena nohalalininy ilay izy. Tamin'ny taona 2015 dia nanaraka fampianarana momba ny sary tao amin'ny "Cercle germano-malgache" i Ny Antsa Raoël. Avy eo vao no nanomboka natao fampidiram-bola ilay izy. Mihompana amin'ny fampiasana lokorano na "aquarelle " ao anatin'ny "style impressionniste ,réaliste , abstrait ary surréalliste" izy. Mbola mianatra foana hatrany moa anatin'izay rehetra izay mba hivoarana kokoa hatrany. Raha ny vinav
Région Analamanga Un observatoire Régional des droits de l’Homme Dans le cadre du projet de mise en place de neuf observatoires régionaux et d’un observatoire national à Madagascar, le Haut Commissariat des Droits de l’Homme et la Plateforme Nationale des Organisations de la Société Civile ont organiseé, en partenariat avec J.A.I Association, le lancement officiel de l’Observatoire Régional des droits de l’Homme pour la région Analamanga. Ces activités de mise en place d’Observatoire entrent dans le cadre du projet « Rary Aro Mada – Soutien à la protection des jeunes défenseurs des droits de l’Homme, gage de la paix sociale et de la cohésion communautaire » financé par le Fonds pour la Consolidation de la Paix font suite à un cycle de formation sur les droits de l’Homme entamé en septembre 2021. L’observatoire de la région Analamanga a pour missions principales d' assurer une surveillance des droits de l’Homme , de documenter les cas de violations de droits de l’Homme en m
Prix Paritana 2021 Richianny Ratovo, lauréate du Prix Paritana 2021, présente Tomboka hasambarana [Ici commence le bonheur] à Antananarivo, deuxième volet de la restitution de sa résidence à Paris d’octobre à décembre 2021. Depuis sa première édition en 2017, le Prix Paritana soutient la scène artistique malgache et est remis chaque année à trois artistes malgaches ou résidants à Madagascar. Dans ce cadre, Richianny Ratovo a bénéficié d’un accompagnement personnalisé de l’équipe de la Fondation H, d’une bourse de création, d’une résidence de trois mois à la Cité internationale des arts à Paris et de sa première exposition personnelle en décembre 2021, dans l’espace parisien de la Fondation H L’exposition présentée à l’Institut français de Madagascar du 4 avril au 7 mai 2022 est construite dans la continuité de cette première présentation, et rassemble un ensemble d’œuvres créées par l’artiste à son retour à Antananarivo, en janvier 2022, qui entre en dialogue et compl